Dikan'ny teny : manjo

Hampiditra dikany vaovao
1 (zo) mt. p,: Mahazo, mihatra: Tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any, 1 Enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin'olona iray, fahafatesan-kavana: Mana-manjo. - F.-p.: Mamangy manjo: (jer. Mamangy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel