Dikan'ny teny : manjombona

Hampiditra dikany vaovao
1 (Jombona) p.t.: Maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro, 1 Malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an'io Rangahy lo, 1 Mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny, 1 Maizimaizina, tsy mazava: Hazauao fa manjombona ny heultrao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel