Dikan'ny teny : manjono

Hampiditra dikany vaovao
1 (jono) mt, p, (manjonoa): Maka hazandrano amin'ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny aeabotsy hariva ka nahazo eran'ny harona. 1 Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo, 1 Maka na mitarika olona amin'ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin'ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel