Dikan'ny teny : manka

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona fanaovana matoanteny izay mety hanan. kevitra efatra:1) eo alohan' ny fototeny sasantsasany: "mahatonga ho" (oh. Mankahia) ; 2) eo alohan'ny fototeny sasantsasany: "mano. me" (oh. Mankahery); 3) eo alohan'ny fototeny sasantsasany: "manao ho" (oh. Mankamamy); 4) eo alohan'ny mpamaritra matoanteny manondro toerana sy nY mpampikamban "amy": "mande-ha ho..." (oh. Mankeroa, mankamy), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel