Dikan'ny teny : mankafy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fy) mt. p, (mankafiza): Mandre tsiro amin-kafaliana: Mankafy vatomamy ny ankizy, Tia, mandre hafinaretana: Mankafy torimaso Io Rangahy io. ΒΆ M.h.: Mankamamy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel