Dikan'ny teny : mankahatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hatra) mt, P, (mankahara): Mitsapa, manandrana:Nankahatra nitaingina soavaly omby aho fa tsy nahay. / Mitono tena, manao vy very ny amy,,.: Nankahatra ny fahaualo izy ka saiky maty, 1 Mihalka, mihatsy: Aza mankahatra ny hatezeran-drainao fa maratra eo fanas). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel