Dikan'ny teny : mankalaza

Hampiditra dikany vaovao
1 (laza) mt, p, (mankalazà): Manome voninahitra lehibe, midera: Mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny Firenena, 1 Manao amim•pomba be voninahitra: Hankalaza ny fetén'ny Krismasy isika atsy ho atsy. ¶ M.h,: Mandaza, midera, manome voninahitra manome laza, mankasitrajca, ma-naja, mandritika, mihoby, manakora, mitehaka, manondrotra, mananoano, mamandratra, mampakatra, manambony, manangana, manangitrangy, mananampempa, manantoana, manandratsandratra, manandriana, manajohary, mitsoaka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel