Dikan'ny teny : mankaloza

Hampiditra dikany vaovao
1 (loza) mt, p.: Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy, / Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel