Dikan'ny teny : mankamamy

Hampiditra dikany vaovao
1 (mamy) mt, p, (mankamamia): Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho. / Tia, miraiki-po amy: Mankamamy ny fiainana eo anivon'ny fianakaviana ny Malagas y, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel