Dikan'ny teny : mankarary

Hampiditra dikany vaovao
1 (rary) mt, p,: Ma. hatonga tsy ho salama, ma. nome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny, 1 Mampalahelo, manindrona: Nankarary azy ny teninao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel