Dikan'ny teny : mankasitraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sitraka) mt. P. (mankasitraha): Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zauabitany ny fanfakana, / Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin'olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin'olona, 1 Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel