Dikan'ny teny : manoatoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (toatoa) mt, s,: Milaza zavatra tsy mbola fanta. tra mazava; miomana hain. gana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin'ny Alakamisy no mikasa hiainga, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel