Dikan'ny teny : manoditra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hoditra) mt. P. na mt, s. (manodira): Manendakoditra: Manodi-boankazo, / Manoditra omby, ? Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko Ilay vota, ? Miendakoditra: Voan'ny uato ny handrlko ha nanoditra. ? Vaky miparasaka: Nanoditra tlay vato nitorahako ny uoro_ na. Ahitsio
2 (toditra) mt.p. (manodira): Manandrana kely nY sakafo mbola tsy tena masaka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel