Dikan'ny teny : manodivitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hodiuitra) mt, p, (manodiuira): Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay naha. potrahany omaly no nanodivitra ny hazondamosiny, ? Mamily, mampivily, manolaka: Andriamanitra no nanodiuitra ny loza fa saika mata tao daholo lzy mianakauy, ? Tsy mahitsy fa miolaka mihodina: Nanodiuitra ny'tan_ drombohitra izahay tamin' ny niuerina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel