Dikan'ny teny : manofa

Hampiditra dikany vaovao
1 (ho fa) mt.p. (manofd): Mandoa vola amin'ny zavatr' olona amplasaina na trano ipetrahana: Manofa na tra. non.dRabeizahay, Ahitsio
2 (ho fa) mt. p, (manofd): Miantso amin'ny alalan'ny famantarana amin'ny lamba, satroka, tanana,,,: Manofa lamba olona, ? Manasivana voan-javamaniry amin'ny sahafa: Tsy mahay manofa uary ianao tzany, ha uery daholo ny uoam.bary, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel