Dikan'ny teny : manofana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ofana) mt, p, (ma. nofdna); Manatsoboka mata.. ly vao avy nodorana ao anaty rafla na diloilo mangatsiaka mba hahamafy azy. 1 h, o,: Mamolavola mpiasa amin' ny alalan'ny fampianarana fanampiny takin'ny fandrosoana entin'ny toetr'andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel