Dikan'ny teny : manofy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manonofy (nofy) mt, p, (manofisa, manonofi. sa): Mahita amin'ny torimaso: Nanonofy an.dRakoto raina, hono, izy, ? Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny uolana aho, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel