Dikan'ny teny : manohatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (ohatra) mt.p. (ma. nohara): Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tara. poka ny Soratra Masina, ? Mampitovy: Manohatra ny a. kanjony amin'ny ahy izy, ? Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony Lay, Ahitsio
2 (tohatra) mt, p,: Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel