Dikan'ny teny : manohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohina) mt. P. (manohina): Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sariuongana dia nianjera ilay izy, ? Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel