Dikan'ny teny : manohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohitra) mt, P. (manohèra): Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika, ? Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy, ? Misakana: Manohitra lzany fanambadi. ana izany aho, ? Mifandaka amy: Manohitra ny laWn' ny zauaboary izany. ¶ M,h,: Mit ohitra, maniha manda, misitra, mihenahena, mikahankahana mihirihiry, mitsipaka, manipaka, marnaly, midrikina, mitsivalana, manohana, manao vola manoha randrana, manao vato manoha riana, mihifika, mianiona, mibohy, mibohika, mibohitra, mikibohitra, mandrava laka, manosibohon-tanana, manao valy matevina, manao valy boribory, manao valy boraingona, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel