Dikan'ny teny : manohoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohoka) mt. p, (manohofa): Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa ha. nohoka tanimbary isika izao, * Manisy kitay betsaka miavovonaeo am-patana, Ahitsio
2 (hohoka) mt. P. (manoho fa): Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany, ? Mandentika ao anatin'ny fahoriana, ? Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsiiany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy uintana ny olona taloha, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel