Dikan'ny teny : manohy

Hampiditra dikany vaovao
1 (ohy) mt. p, (mano. haza): Mihady amin'ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra. Ahitsio
2 (tohy) mt. P. (mano. hiza): Manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly me-na, ? Tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany ha. trany Salazamay izy, / Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel