Dikan'ny teny : manoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (toina) mt, p,: Mamaly (antan): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel