Dikan'ny teny : manokatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokatra) mt, p, (manokafa): Manao izay hahitana nY ao anaty zavatra iray amin'ny fanalana ny saronY — Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany, / Tsy fomba ny manokatra taratasin'olona, ? Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka.baua, / Samia manokatra ny bokiny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel