Dikan'ny teny : manokona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tokona) mt, P. (manokona): Mikarakara ny sakafo andrahoina, manietraka azy eo ambony toko: Andeha hody aho hanokombary, - F,-p,: Monokom-bary olo. na: enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran'ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin'ny enina na fito hariva eo; hita amin'ity fombam-pltenenana ity fa nY hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe), i Manokon-dresaka: manomboka ary dia varlandresaka eo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel