Dikan'ny teny : manolaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tolaka) mt, p, (manoldha): Manodina: Nisy riuotra nanolaka ny uarauarana. ? Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny heuitry ny teny anankiray, ? Mamindra, manilika: Aza sen. dra izay olon.dratsy manolaka voina amin'ny sasany! Ahitsio
2 (t, tr,) p.t.: Entimilaza olona manoto vintana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel