Dikan'ny teny : manolo

Hampiditra dikany vaovao
1 (solo) mt, P. (manoloa): Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha, ? Miova: Lasa nanolo akanjo izy, ? Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny uolanao fa aza matahotra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel