Dikan'ny teny : manombana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombana) mt. P. (manombdna): Manondrotra ambony ny vidin-javatra Iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin'ny ady varotra: Tsy rnanombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin'izany. ? Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin'ny nahamay ny fiara_ kodiako sy ny entana tao anatiny, ? Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy. Ahitsio
2 (tombana) p.t.: Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy nY efa ho avy amin'ny tselatselatra hita ery amin'ny vodilanitra lavitra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel