Dikan'ny teny : manombo

Hampiditra dikany vaovao
1 (hombo) mt, p, manomboa): Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an'i Kriaty tamin' ny hozo ftlaliana ny Jody, • h,t,: Mandentilca olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin'ny teniko ihany i dada. Ahitsio
2 na Mihombo (tom. bo) mt, s. (manomboa, mi. homboa): (ity faharoa no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enta-mfiaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin'ny omaly, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel