Dikan'ny teny : manome

Hampiditra dikany vaovao
1 (onze) mt, p, (mono. meza): Mahafoy: Manome vola ny mahantra, 1 Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy, - F,-p,: Manome adidy: ma-nome tsiny tamin'ny zavatra tsy vita. I Manome fo: mampirisika ary manao izay hampahatezitra, / Manome loza: milaza ho tsy tompon'andraikitra ary manilika ny hadisoana amin'ny hafa. / Ma. nome soketa: manararaotra ny fifanindrlan-javatra mba hiampangana ny hafa ho nanao ny tsy mety. / Manome teny: 1) manome baiko na hafatra; 2) mampanantena, J Manome toky: manambara fa hanatanteraka izay ilaina sy tadiavina aminy na sarotra izanY na mora, / Manome tsy foifoy: manome zavatra olona, nefa aoriana kely indray dia lavina sintonina. J Manome vohony, manome uohon-dambo: mamitaka manoro diso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel