Dikan'ny teny : manompa

Hampiditra dikany vaovao
1 (ompa) Manozona, maniry ratsy ho an'olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany izao tsy hanam-bariraiventy izy, M,h,: Manozona, misahato, mitsitsika, misariko, • Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa, ¶ M h,: Manalikalika, manevateva, maniratsira, mikizaka manao vava ratsy, manao teny maharary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel