Dikan'ny teny : manondro

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondro)mt.p. (manondroa): Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin'ny rantsantanan na amin'ny zavatra hafa: Nofa. din'ny Ntaolo ny manondro fasana, • Manoro, milaza: Ny rahalahinao ihany no na. nondro ïinao ho nanao izany, • Manamarika: Manondro amin'ny ualo latsaka fahatelony ny sahaxabem-pamantaranandro, - Manondro basy:mampitodika ny vavabasy any amin'ny olona kendrena hasiana, • kt.: Miady, mikomy, / Manondro lanitra: mitraka, mijoro mahitsy, 1 Manondro masoandro: mianiana maka ny masoandro ho vavolombelona. / Manondro varauarana: mangataka zazavavy ho vady, * Ohab.: NY olombelona toy ny embok'akondro: raha manondro lanitra, iray ihany, fa raha miondrika, samy mana. na ny holaflny: enti-milaza ny olombelona izay mitovy daholo ihany raha ny mahaolona azy no jerena, fa samy hafa kosa ara-karazana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel