Dikan'ny teny : manondrotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sondrotra) mt, p, (manondrota): Mampakatra na manainga ho ambony, amin'ny hevitra arabakiteny na an'ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin'ny ririnina ho auy, / NY fanjaka_ na no nanondrotra azy ho amin'izany toerana izany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel