Dikan'ny teny : manongana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ongana) mf, P. (manongdna): Maniera zavatra ka ny lohany no atao am. bany: Iza no nanongana ity sariuongana ity? ΒΆ M.h.: Mamotitra, manohoka, mampifamadika, manatsingoloka, manatsontsorika, manatotongana, ? h,o,: Manesotra olona amin'ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel