Dikan'ny teny : manonitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (onitra) mt.p. (ma. nonera): Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy, •Manolo,manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony *Main. pifandanja ny azo amin'ny very: Soa ihany fa nanoni. tra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko an. droany. • Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel