Dikan'ny teny : manonta

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonta) mt, p, (ma. nontd): Maniera, 1 Manao printy: Manonta boky, ? Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay ma. nonta biriky tsara Rab e. - F,-p,: Manonta tany: enti-milaza ny fanaovana ny rindrin-trano amin'ny fotaka voadity. / Manonta uary: mampifanongoa ny amboaram-bary tsy mbola voavely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel