Dikan'ny teny : manontany

Hampiditra dikany vaovao
1 (ontany) mt, p, (mana ntania): Manao teny mila setriny na valiny: Ma. nontany anao aho ka ualio, * Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman'endriky ny tany ny mpampianatra, ? Maka ambavany, mamotopototra: Na- nontany ny voampanga ny mpamototra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel