Dikan'ny teny : manontolo

Hampiditra dikany vaovao
1 tontolo: Tapak' andro maninjitra aho nian_ dry anao tata foana. Ahitsio
2 (tontolo) p.t.: Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo - F, p,: Manontolo fo: entimilaza olona tsy azo ahodina, tsy azo ifonana fa rehefa izay dia izay. / Anio tontolo na manontolo andro: ny andro sy fotoana manomboka eo amin'izay itenenana ka mandra-paharivan'ny andro. ? M.h.: Bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel