Dikan'ny teny : manorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (torana) mt, p.: Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary. Ahitsio
2 Morana p.t.: Misy orana, Ahitsio
3 (orana) mt, p, (ma. nordna): Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel