Dikan'ny teny : manosika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tosika) mt. p, (ma. noseha): Mandronjina mba hivoaka amin'ny faritra iray na hamotraka: Aza manosi. ha ahy ianao fa teuam.be it9 akaikiko it9. 1 Mandroaka tsy ho anisan'ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan'ny tandna 1 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel