Dikan'ny teny : manosina

Hampiditra dikany vaovao
1 (osina) mt, p. (ma. nosena): Manafotetaka, mandrakotra amin'ny fotaka, vovoka, loko, loto..., manavona, manatavona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel