Dikan'ny teny : manosy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hosy) mt, p, (mano. se): Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao 1 h,o,: Manao tsinontsinona manimbazimba: Azq manosi~ hosy ny nahitanao soa. + Mamaky bainga amin'ny tanimbary mba hampahalemy azy , hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona, 1 Mambabo fana-nana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel