Dikan'ny teny : manotikotika

Hampiditra dikany vaovao
1 (kotika) mt. p. (manotikoteha): Mamotipotika: Aza manotikotika ny ahanjoko, + Mampisafotofoto, mampisavorovoro: Manotikotika kofehy, ? mt, s.: Toa tsaroana misy mandroridroritra, mitambolimbolina, mitangolika: Manotihotika ny kiboko, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel