Dikan'ny teny : manoto

Hampiditra dikany vaovao
1 (toto) mt. P. (mono. toa): Mamely amin'ny flsoirana amin'ny tandroka: Mora fan,tarina ny omby manoto, - Mifanoto rahona: enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana. / Mifanoto ulntana: enti-milaza olona roa izay tsy mifanaraka fa mifanimba ny tonon'androny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel