Dikan'ny teny : manotraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Misy ketrona, miketrronketrona: Manotraka ny hoditr'io biby io, + Mailamailaka, marisika: Nano tra. ka er? Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zozo kamboty ireto. / Gaga aho fa tsy nanotraka firy Lay raha nilazako ny flkasanao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel