Dikan'ny teny : manotrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrika) mt. P, (manotreha): Mitahiry vain'afo ao anaty lavenona: Manotriha afo. 1 Manao amin'ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo, + Manafina, manrpiery, mampanritsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miaflna, miery, mifitsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel