Dikan'ny teny : manotrona

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrona) mt. P. (manotri)na): Mamihina na manodidina amin'ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontdna lo, 1 Manodidina: Manotrona ny ta. ny ny ranomasina, ? Miaraka amin'ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben'ny governemonta ny ben'ny tandna sy ny mpitondra fanjakana teo an.toerana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel