Dikan'ny teny : manovo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tovo) mt, p, (mono. voza): Maka rano amin'ny zinga ao am-pantsakana na amin'ny renirano: Manovo rano amin'ny renirano izahay. 1 Mamindra rano tsikelikely ho amin'ny toerana hafa: Aza manovo rano a. min'ny sotronao ao anaty tsangambaua, fa ny sotro iombonana anovozana. * h, o,: Maka zavatra miandala. na ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin'ny fivavahar.a izy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel