Dikan'ny teny : manozongozona

Hampiditra dikany vaovao
1 (hozona) mt. p, (manozongozona): Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery, + Mampihontsona, manaketraka: Tsy mi. sy afaka manozongozona ny fttokiako anao, + Mitady ha-ka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel