Dikan'ny teny : manta

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mthinan-kena monta, 1 Mbola maitso, tsy matoy: Tsy fioty ny voankazo raha manta 1 Li. f : Manamanta, fana. manta, mpanamanta 1 ana. mantana, fanamantana / mahamanta 1 mantamanta 1 hamantana 1 hamanta 1 fahamantana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel